Fampidirana

Miarahaba anao tonga soa ato amin'ity tranonkala iray ity izay noforonina manokana mba entina hanazavàna anao ny amin'ny Fomba tsotra hahaizana izany Logiciel 3dSmax izany...

Misaotra anao ihany koa nanokana fotoana hitsidihana ity tranonkala ity ary dia mampanantena anao izahay fa ho afa-po tokoa ianao amin'izay zavatra tinao ho fantatra na fanazavàna tinao ho azo amin'izany...

Ianao no mpitsidika faha-3731 nitsidika ity site ity...

Ny zavatra ho hitanao ato àry dia fanazavàna sy tari-dàlana ny amin'izany Fampianarana 3dSmax amin'ny fiteny Malagasy izany....

Izay no ela fa mandrosoa àry e!!!